Hampiasa ny takelaka eto

Azonao atao maimaim-poana ny mametraka amin'ny fomba tsotra ny lisitry ny takelaka ato amin'ny takelaka.org ary azonao singanina araka izay ilainao izany.
Koa raha tianao hapetraka amin'ny takelakao ny takelaka mitranga eto dia apetraho any amin'ny takelakao fotsiny ny iray amin'ireto script eto ambany ireto.

Rohy ankapobeny

Izany hoe tsy misy safidy fa izay rehetra avoakany ao.
Ampiasao ity ambany ity


Safidy vitsivitsy

Azonao ampiharina ireto safidy ireto araka izay tiana haseho

lang : Teny
cat : Sokajy
user : Ny mpandefa
tadiavo : teny iray na maro tadiavina

Ohatra vitsivitsy



  • Raha toa ka ny takelaka misy fanazavana amin'ny teny malagasy ihany no tianao haseho dia ampiasao ity ambany oty



  • Raha toa ka ny takelaka amin'ny teny malagasy ary nampidirin'i hery ihany no tianao haseho ity ambany ity indray apetraka amin'ny takelakao-



  • Raha ohatra ka izay takelaka rehetra misy hoe serasera no tianao haseho dia ity ambany ity no ilaina amin'izany




Marihana fa azo afangaro ny safidy.

Raha ohatra moa ka mila fanazavana fanampiny ianao dia manorata ho anay eto
Page hit : 2789