MPANOMPO VONONA

MPANOMPO VONONA

http://mpanompo-vonona.net23.net

Tranokala natao hanampiana ny Tanora Advantista na (J.A). misy ireo Kilasim-pandrosoana rehetra amin'ny sokajy rehetra izay misy ao amin'ny fikambana. Ary hanampiana indrindra indra ireo Mpitarika ny Tanora eo anivon'ny Fiangonana Andvantista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara.