ANKADINDRAVOLOLONA

Description:
Ankadindravololona dia tanàna kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanàna.
Mots clés: Fianakaviana, Fiaraha-monina, Fivavahana sy finoana, Malagasy, Tontolo iainanaVisiter le site ici