RAMBOATIANA Etienne "Bouboul"

Description:
Voninahitra ho anay ny manolotra ity tranonkala mirakitra tononkira gasy vitsivitsy an-dRamboatiana Etienne "Bouboul", mpampianatra mozika sy gitara, nilofy tamin'ny famelomana ny kolotsaina malagasy, izay reharehan'i Madagasikara tokoa.
Olomangan’i Madagasikara eo amin’ny fitendrena gitara izy ; isan’ny mpampianatra voalohany tao amin’ny fianarana mozika sy gitara.
Nioitra ny sarotra tamin’ny fiainana izy indrindra fa teo amin’ny sehatry ny mozika: nanao izay nampiroborobo ny mozika eto Madagasikara.
Le guitariste, poète, auteur-compositeur, chef d'orchestre, concertiste Rambaotiana Etienne, est parti !
Il est connu aussi sous son nom de clown musicien "Bouboul".
Avant tout, Ramboatiana Etienne est un professeur de guitare.
C’est un sacerdoce pour lui dont l’essentiel de la vie est de promouvoir l’art malgache et le perpétuer en préparant la relève !

Mots clés: Ankizy, Fialamboly, Fianakaviana, Hira sy mozika, Kolotsaina, Literatiora, MalagasyVisiter le site ici