Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka
Miseho :21 - 40/228
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
06/10/2008
La Parole de Vie - Ranon'Aina
Clips maro Vavaka, vakiteny, toriteny, hira fiderana - Madagascar - Vidéos Prières, sainte écriture, louanges, prédications
235
09/09/2008
Rasoa Malagasy
Miresaka ny fahatsiarovako an'i Madagasikara sy ny fiainako andavan'andro.
326
09/09/2008
Kdaombaramita
Malagasy miresaka zavatra mahavariana, mampihomehy, ary ny sombin'ny fiainany andavan'andro amim-pahatsorana
374
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
321
07/09/2008
BarCamp Madagascar
BarcCamp Madagascar no BarCamp voalohany ho atao eto Madagasikara. Maimai-poana ny fandraisana anjara ho an'ny mpanatrika rehetra ary resadresaka sy famelabelaran-kevitra mahaliana mikasika fampiasan'ny Malagasy sy ny teknolojia no ho atao ao. Tafiditra ao amin'ny vidim-pidirana, 0 Ariary, koa ny...
211
07/09/2008
MALALASON
MALALASON, na Rakotomalalason Jean Olivier, dia poeta mpikambana ao amin'ny Faribolana Sandratra. Mpanoratra sy mpamoron-kira ary namorona ny tarika BITAKA koa izy.
177
02/09/2008
MADAGASCAR EN IMAGES
Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary.
Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation
266
02/09/2008
radio.madadiscount
Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana
330
01/09/2008
MANAFO... SAFO!
Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa.
352
29/08/2008
DianaChamia's Gallery
Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website
186
27/08/2008
Ny fiainako Malagasy
Ny fiainako Malagasy...
301
27/08/2008
Saha misy serasera!
Mpianatra mifampiresaka
316
26/08/2008
Saha misy serasera!
Serasera ambonin'ny misy
310
09/08/2008
chat karajia malagasy
Tranonkala ahitana chat karajia gasy
409
29/07/2008
Le blog de Mendrik'Haja
Le blog d'un malgache, pour vous parler un peu de ma vie, vous faire découvrir mon univers musical, cinématographique, et partager avec vous mes modestes connaissances en informatique. Des tutoriels et logiciels gratuits à télécharger!
278
22/07/2008
Ro Andriamaneva
Firaketana ny diam-penin'i Ro Andriamaneva, poeta malagasy sady mpampianatra, mpanabe, mpanao gazety, mpikabary ary mpanolotra fandaharana tao amin'ny radio Feon'ny Merina.
177
14/07/2008
Malagasy Rainbow
Takelaka malagasy/frantsay natao hiresahana ny homosexualité, entina hanampiana sy hanazavana ny sain'ireo olona mametra-mpanontaniana na manana olana momba io resaka io. Hitondrana fijery hafa, fijery vaovao.
347
12/07/2008
AllVideoGasy.com
Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également dédicacer les clips et lâcher vos commentaires !!!
427
06/07/2008
Wikipedia Malagasy
Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny encyclopédie malagasy amin'ny internet. (Afaka mandray anjara daholo ny olona rehetra).
291
<<      < >>    >