Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka
Miseho :1 - 20/228
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
06/12/2006
KlipGasy
Klip Gasy. Misy mpihira maro sy hira maro.
2439
22/09/2005
sipagasy
hanasoa ny tenindrazantsika hatrany e!
2371
19/09/2005
Informatika Malagasy
Sehatra natao hifanampiana sy hifanakalozana hevitra amin'ny Informatika ho an'ny Malagasy tsy ankanavaka.
2116
25/10/2005
Fizahan-takelak'i Lanto sy Seheno
Takelaka ahitana ireo takelaka Malagasy rehetra
1872
18/09/2005
Malagasy ao Italia
Takelaky ny Malagasy monina eto Italia. Forum sy vaovao.
1868
17/10/2005
Forum Malagasy
Fifaneraseran'ny malagasy. Ireo maintimolalin'ny 'Anciens éléves)sekoly Saint Joseph Antsirabe.Informatika
1836
17/09/2005
RadioVazoGasy
Radio eto amin'ny internet ahafahana mihaino hira malagasy maro be. Ahafahana mandahatra hira sy mandefa hira famelan-kafatra ihany koa.
1768
18/09/2005
Takelak'i Hery
Takelaka manokan'i Hery namorona sy mitantana ny serasera.org. Ahitana ny momba ahy sy ny zavatra ataoko.
1738
27/09/2005
"Mamiko ny taniko "
Fahampantaranna ny tanindrazako : Ankadinandriana
1651
24/09/2005
Andry
Mba ho fahampahafantarana an'i Madagascar sy Italie, saingy mbola tsy vita fa tsy araka e.
1500
01/04/2008
SEHATRY NY ANKIZY
Sehatra amelomana ny lovantsofina sy fahendrena nolovain’ny Malagasy. Natokana koa ho an’ny ankizy hahafehy ny fivoaran'ny tontolo iainany amin’izao vanimpotoana izao.
1120
01/03/2006
ESCA Antanimena : Jubile 75 ème Anniversaire
Projet 75ème anniversaire de l'ESCA ( 1932 - 2007 ) en instituant une année "JUBILAIRE" à cet effet ...

... Mettre sur pied un COMITE provisoire ...
1058
11/03/2006
Blaogy Ho Anao
Toerana ahafahanao manokatra blaogy ho anao.
1057
29/03/2006
Vaovao Washington DC sy ny manodidina
Takelaka natao hifampitana vaovao ho an'ny Malagasy mipetraka ao Washington D.C. sy ny manodidina
1035
14/10/2005
feomiray
Takelaka milaza²ny momba ny tarika Feomiray Mitory ny hhira ara-pilazantsara hiderana ilay nahary /ahitanao zava-tsoa maro isan-karazany
1022
24/02/2006
revy gasy akama
fampahafantarana ny tanora namana rehetra sy ny zava-kanto
980
17/09/2005
Dinika forum serasera
Toerana hifampidinihana sy hiresadresahana amin'ny teny malagasy ranoray
978
30/12/2005
FANILORADIO.COM
Radio kristianina malagasy rasinao amin'ny Internet, ahitanao ireo mpanakanto kristianina malagasy rehetra tsy ankanavaka.Misy fandaharana samihafa hahasoa ny tsirairay.
937
16/04/2006
sexydinosaure
Takelaka vita malagasy. Traikefa "audio-visuel".
Tongava mitsidika. Isika anie ka mahavita azy any ampita any e !
NB : Flash 8 et ADSL requis !!
903
12/09/2006
CHAT LOVA
CHAT - RESAKA MALALAKA. Ambohipihaonana, votre lieu de rencontre.
901
>>    >