Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka
Miseho :1 - 20/228
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
26/05/2009
Manirery
Ity fiainako mampalahelo. @ andro hitsaharan'ity blog ity no ahafatesako.
455
09/05/2009
Ireo poeta ireo
Voatanisa ato ireo poeta malagasy eto anivon'ny aterineto. Misy rohy koa azonao iseraserana.
452
06/05/2009 hanitriniteny
fampiasana ny teny malagasy amin'ny famoronana tononkalo
324
01/02/2009
Malagasy aty Espagne
tranokala izay vao eo apanamboarana azy ho an'ireo malagasy aty espagne moa izy ity.
426
29/01/2009
LETTRES DE MARANA - MADAGASCAR LUTTE CONTRE LA LEPRE
Ce siteweb est dédié aux malades et aux missionnaires de MARANA , LEPROSERIE localisée dans la région de Fianarantsoa, au sud des hautes terres malgaches. Il est est conçu dans le but de faire connaître le courage des malades et le travail de ceux qui consacrent leur vie aux autres !

Ce site...
352
24/01/2009
BILAKARENJY
De eto indray zany no mametraka ny zavatra mampihomehy sy mahavariana ary mahatsikaiky .

Mba hiova zavatra kely indray sady mimeme sy mivoaboaka ihany aloha e! .
408
12/01/2009
Gazety Tantely
Gazety mitondra vatsim-panahy sy misy vaovaom-piangonana maro, avoakan'ny FJKM AMBOHITANTELY
492
30/12/2008
Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara - Faritany Atsimo Andrefana
Natao hampitam-baovao sy hifaneraserana no tena antom-pisian’ny takelaka ankehitriny
Noho izany, n’aiza n’aiza toerana misy an’ise, na ray aman-dreny, na beazina, na mpiandraikitra, na filoha, na mpanohana, na mpitsika, sns ... ise dia ho maro ireo zavatra hahaliana ho hitan’ise ato.
405
23/12/2008
madagasikara nosy malala
momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny
474
23/12/2008
mahaliana
mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara
438
02/12/2008
Fahamarinana Maharitra Hatrany
Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray.
412
28/11/2008
Malagasy News Aggregator
Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany.
371
27/11/2008
tranoweb antsirabe
Ny tranoweb dia sampana informatika iray ao anatin'ny orinasa karoka antsirabe madagasikara izay miompana indrindra amin'ny fametrahana ny tranokala na izay te hamorona tranokala.
332
18/11/2008
SOAVINA ANTSIRABE
Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail.
300
11/11/2008
ANKADINDRAVOLOLONA
Ankadindravololona dia tanàna kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanàna.
247
21/10/2008
AMF IVRY "FAMONJENA
AMF IVRY "FAMONJENA" dia antoko Mpihira miorina eto amin'ny faritra PARIS miezaka mitory ny filan-tsara an-kira, miezaka ihany mikaroka ny Kanto maha Malagasy.
337
16/10/2008
Fredy JAOFERA - Tononkalo notsongaina - Madagascar
Tononkalo notsongaina mamintina ny Tontolon'ity poeta malagasy ity: Sangan'asany amin'ny teny 3: malagasy, frantsay, anglisy.
282
15/10/2008
Vavaka Hira Fiderana
Takelaka vao nisokatra mikasika ny tarika V.H.F na hoe Vavaka Hira Fiderana izay misy an'i Bodo, Via, Luk, Mahery miaraka amin'ireo mpanakanto Nini Colbert, Solofo, Nonoh ary Nali, miangaly ireo hira noforonin'i Parfait.
393
13/10/2008
FIANARANA TENDRY GITARA BA GASY AN-TSARY
Viéos clips fianarana GITARA BA GASY - Accords main gauche, droite, études chants malgaches : mahaleo, eric manana
370
08/10/2008
Georgette Ranivoarivelo Gabrielle 1932-2008
GRG Mpanoratra, mpitoriteny, mpikabary, poety - Madagascar - Poète, écrivain, prédicateur et oratrice, membre Havatsa-UPEM et FIMPIMA association des orateurs malgaches
274
>>    >