Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Tontolo iainana
Miseho :1 - 20/34
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
30/12/2008
Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara - Faritany Atsimo Andrefana
Natao hampitam-baovao sy hifaneraserana no tena antom-pisian’ny takelaka ankehitriny
Noho izany, n’aiza n’aiza toerana misy an’ise, na ray aman-dreny, na beazina, na mpiandraikitra, na filoha, na mpanohana, na mpitsika, sns ... ise dia ho maro ireo zavatra hahaliana ho hitan’ise ato.
405
02/12/2008
Fahamarinana Maharitra Hatrany
Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray.
412
18/11/2008
SOAVINA ANTSIRABE
Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail.
300
11/11/2008
ANKADINDRAVOLOLONA
Ankadindravololona dia tanàna kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanàna.
247
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
02/09/2008
MADAGASCAR EN IMAGES
Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary.
Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation
266
27/08/2008
Ny fiainako Malagasy
Ny fiainako Malagasy...
301
26/04/2008
FOKO MADAGASCAR
Tetikasa maro samihafa novoizin'ny FOKO, ary isan'ireny ny Foko Blog Club nanomboka tamin'ny Aogositra tamin'ny taona lasa ary manome torolalana ireo tanora Malagasy mikasika ny fampiasana blaogy.Ny ankamaroan'ireo Malagasy mpampiasa Aterineto dia mpanao Forum isan-karazany izay anandratany ny...
459
22/04/2008
sangy mahery
nitsakaraka sy nivenjivenjy dia tonga teto dia entina an-tsoratra sy resahina aminareo .
275
29/03/2008
HOTEL ANTSAHA ANTSIRABE
Complexe Hotelier Antsaha Antsirabe
511
11/03/2008
RAHELY'S Blog Tous ensemble pour Madagascar
Bilaogin'i HELI'S MADAGASCAR: Sehatra fifanakalozana hevitra izay fomba iray hitondrana ny anjara biriky eo amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara
BLOG de HELI'S MADAGASCAR: Tous ensemble Malgaches d’ici et d’ailleurs pour le développement –la mondialisation à travers la vie quotidienne, la...
516
23/01/2008
BD - HelySoa
Bilaogy manangona ny Kanto, Arirarira an-tsary Mihetsika (KAm = Cartoons) nataon'i HelySoa. Manonmboka amin'ny teny frantsay aloha izy ireo fa ny tantara, ny olona ao dia misy ny marika maha-malagasy an'i HelySoa. Amin'ny alàlan'ireo ataony hoe KAm, i HelySoa no manao Kolotsaina. Blog natao ho...
584
18/01/2008
LUCKY ADVENTURE ANTSIRABE
Luckyadventure est un groupement des guides touristiques
expérimentés et à la fois organisateur du voyage
touristiques dans toute l'île .

Surtout spécialiste du voyage d'aventure sur le moyen Ouest
de Madagascar. croisière en pirogue ou en chaland sur le
fleuve de Tsiribihina et la...
366
28/11/2007
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera
Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org
24 novembre 2007 Paris
Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda.
610
12/11/2007
Mety mahasoa ny resakay roa
Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns...
570
12/11/2007
fianarana zaitra
sehatra natokana ho antsika Malagasy tia zaitra, lamaody, haingo, sns...fizarana talenta sy traikefa...fizarana fiainana be de be...
555
28/09/2007
TANORA "A" LIGUE POUR LA LECTURE DE BIBLE
Fifandraisan'ny samy tanora kristiana, Tanora A dia sampana iray ao amin'ny fikambanana Mpiara mamaky ny baiboly Madagasikara
535
28/09/2007
LUCKY ADVENTURES
LUCKY ADVENTURES est un guide et à la fois
Organisateur des voyages touristique dans toute l'ile qui
represente le RED ISLAND TOURS ANTSIRABE a exercé
ce métier depuis 1997 . Surtout specialiste du voyage
d'aventure sur le moyen oeust de Madagascar. Croisière
en pirogue ou en Chaland...
470
11/09/2007
Fizahantany
Manahoana daholo é!
Ho antsika malagasy izay mba liana hizahatany, na te hahafantatra tsara ny nosintsika dia, aza misalasala manoratra aminay, fa homenay fahafahampo @ sarany tokony haloa
Mandrapihaona daholo ary!
324
08/09/2007
Shoan ... fotsiny ihany ...
Shoan ... fotsiny ihany ...
335
>>    >