Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Radio
Miseho :1 - 15/15
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
23/12/2008
madagasikara nosy malala
momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny
475
28/11/2008
Malagasy News Aggregator
Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany.
373
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
02/09/2008
radio.madadiscount
Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana
331
26/08/2008
Saha misy serasera!
Serasera ambonin'ny misy
311
22/04/2008
HARDROCK-MG
Ireo hira sy mozika hardrock malagasy
396
28/11/2007
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera
Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org
24 novembre 2007 Paris
Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda.
610
12/11/2007
Mety mahasoa ny resakay roa
Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns...
571
12/11/2007
fianarana zaitra
sehatra natokana ho antsika Malagasy tia zaitra, lamaody, haingo, sns...fizarana talenta sy traikefa...fizarana fiainana be de be...
555
28/09/2007
TANORA "A" LIGUE POUR LA LECTURE DE BIBLE
Fifandraisan'ny samy tanora kristiana, Tanora A dia sampana iray ao amin'ny fikambanana Mpiara mamaky ny baiboly Madagasikara
536
24/08/2007
groupe rindra
Ahafahanao mihaino hira fiderana malagasy sy vahiny
469
23/05/2007
Ny tontolon'ny vehivavy
Fifampizarana no tena hatao ato ka manentana anao handray anjara @izany, izay rehetra mahaliana anao, na zaitra, na lamaody, na haingo, na talenta...na resaka momba ny vehivavy sy ny zazakely, ny vehivavy bevohoka, ny tokantrano, ny vady, ny fiainana andavanandro sns tsy voatanisa ry reto a!
698
23/03/2007
Felana
Mpanakanto Malagasy eto Suisse.Tsidiho fa misy hafatra masina ho anao ao.

732
30/12/2005
FANILORADIO.COM
Radio kristianina malagasy rasinao amin'ny Internet, ahitanao ireo mpanakanto kristianina malagasy rehetra tsy ankanavaka.Misy fandaharana samihafa hahasoa ny tsirairay.
937
17/09/2005
RadioVazoGasy
Radio eto amin'ny internet ahafahana mihaino hira malagasy maro be. Ahafahana mandahatra hira sy mandefa hira famelan-kafatra ihany koa.
1772