Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Kolotsaina
Miseho :1 - 20/79
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 06/05/2009 | hanitriniteny fampiasana ny teny malagasy amin'ny famoronana tononkalo |
324 |
| 23/12/2008
|
madagasikara nosy malala momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny |
474 |
| 23/12/2008
|
mahaliana mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara |
438 |
| 02/12/2008
|
Fahamarinana Maharitra Hatrany Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray. |
412 |
| 16/10/2008
|
Fredy JAOFERA - Tononkalo notsongaina - Madagascar Tononkalo notsongaina mamintina ny Tontolon'ity poeta malagasy ity: Sangan'asany amin'ny teny 3: malagasy, frantsay, anglisy. |
282 |
| 08/10/2008
|
Georgette Ranivoarivelo Gabrielle 1932-2008 GRG Mpanoratra, mpitoriteny, mpikabary, poety - Madagascar - Poète, écrivain, prédicateur et oratrice, membre Havatsa-UPEM et FIMPIMA association des orateurs malgaches |
274 |
| 09/09/2008
|
Rasoa Malagasy Miresaka ny fahatsiarovako an'i Madagasikara sy ny fiainako andavan'andro. |
327 |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 08/09/2008
|
Chorale Sampana Tanora Lausane Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina). |
321 |
| 07/09/2008
|
MALALASON MALALASON, na Rakotomalalason Jean Olivier, dia poeta mpikambana ao amin'ny Faribolana Sandratra. Mpanoratra sy mpamoron-kira ary namorona ny tarika BITAKA koa izy. |
177 |
| 02/09/2008
|
MADAGASCAR EN IMAGES Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary. Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation |
266 |
| 02/09/2008
|
radio.madadiscount Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana |
330 |
| 01/09/2008
|
MANAFO... SAFO! Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa. |
352 |
| 29/08/2008
|
DianaChamia's Gallery Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website |
186 |
| 27/08/2008
|
Saha misy serasera! Mpianatra mifampiresaka |
316 |
| 29/07/2008
|
Le blog de Mendrik'Haja Le blog d'un malgache, pour vous parler un peu de ma vie, vous faire découvrir mon univers musical, cinématographique, et partager avec vous mes modestes connaissances en informatique. Des tutoriels et logiciels gratuits à télécharger! |
278 |
| 22/07/2008
|
Ro Andriamaneva Firaketana ny diam-penin'i Ro Andriamaneva, poeta malagasy sady mpampianatra, mpanabe, mpanao gazety, mpikabary ary mpanolotra fandaharana tao amin'ny radio Feon'ny Merina. |
177 |
| 14/07/2008
|
Malagasy Rainbow Takelaka malagasy/frantsay natao hiresahana ny homosexualité, entina hanampiana sy hanazavana ny sain'ireo olona mametra-mpanontaniana na manana olana momba io resaka io. Hitondrana fijery hafa, fijery vaovao. |
347 |
| 12/07/2008
|
AllVideoGasy.com Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également dédicacer les clips et lâcher vos commentaires !!! |
427 |
| 27/06/2008
|
TananaLife.com Takelaka ahafantarana ireo toerana azo aleha eto Antananarivo (Guide de sorties) Cabarets, Spectacles, Cinéma, Restaurants, Bars, Discothèques, Karaokés,..... Anjaranao sisa no mifidy! |
441 |