Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Forum dinika
Miseho :1 - 20/28
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 08/09/2008
|
Chorale Sampana Tanora Lausane Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina). |
322 |
| 29/08/2008
|
DianaChamia's Gallery Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website |
186 |
| 27/08/2008
|
Saha misy serasera! Mpianatra mifampiresaka |
317 |
| 26/08/2008
|
Saha misy serasera! Serasera ambonin'ny misy |
311 |
| 04/06/2008
|
Tranokalan'ny Barea de Madagascar Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea. |
479 |
| 09/05/2008
|
www.sekoly.mg Le portail www.sekoly.mg offre un espace dédié à vos nouvelles : sorties de promotion, portes ouvertes ou autres évènements à caractère culturel et pédagogique. N’hésiter pas à nous contacter. |
391 |
| 29/04/2008
|
Sekoly - Namana Taloha Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana. |
457 |
| 18/04/2008
|
I.C.E. Club Takelakin'ny fikambanana miteny anglisy ICE Club eto Tana. Ahitana zavatra maro toy ny lakan-dresaka, vaovao , hatsikana, ankamatatra, sary sns ... |
343 |
| 17/03/2008
|
Ohabolana Malagasy Takelaka mizara ny Ohabolana malagasy ary manandratra indrindra ny kolotsaina amin'ny alalan'ny Kabary. Mampiantrano ihany koa ny ady hevitra isan-karazany momba ny teny malagasy. |
628 |
| 09/01/2008
|
GASYKENYA Site web hifandraisan'ireo Gasy any Kenya amin'ny namana maneran-tany. |
530 |
| 11/12/2007
|
news2dago Takelaka ahitanao rohy vaovao, mozika, spaoro, , karajia,zava mahaliana sy dokam-barotra sns |
632 |
| 28/11/2007
|
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org 24 novembre 2007 Paris Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda. |
610 |
| 12/11/2007
|
Mety mahasoa ny resakay roa Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns... |
571 |
| 12/11/2007
|
fianarana zaitra sehatra natokana ho antsika Malagasy tia zaitra, lamaody, haingo, sns...fizarana talenta sy traikefa...fizarana fiainana be de be... |
555 |
| 05/11/2007
|
hevitra ataingina... resaka finoana |
472 |
| 28/09/2007
|
TANORA "A" LIGUE POUR LA LECTURE DE BIBLE Fifandraisan'ny samy tanora kristiana, Tanora A dia sampana iray ao amin'ny fikambanana Mpiara mamaky ny baiboly Madagasikara |
536 |
| 25/09/2007
|
kilonga.com Misokatra ny kilonga.com version 2.0 ahitanao sy ahafahanao mitafa ao amin'ny forum na @ teny malagasy na teny vahiny Momba an'ny kilonga:akelaka natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny miresaka manokana momba ny resa-behivavy sy ny resa-dehilahy, ny fiterahana,ny fanabeazana, ny... |
352 |
| 25/05/2007
|
www.Sekoly.Info Hitady Namana Taloha, Hitady Sekoly Taloha, Sarin-tsekoly - Rechercher Anciens Amis, Rechercher Anciens Etablissements Scolaires, Photos de classe ... |
712 |
| 23/05/2007
|
Ny tontolon'ny vehivavy Fifampizarana no tena hatao ato ka manentana anao handray anjara @izany, izay rehetra mahaliana anao, na zaitra, na lamaody, na haingo, na talenta...na resaka momba ny vehivavy sy ny zazakely, ny vehivavy bevohoka, ny tokantrano, ny vady, ny fiainana andavanandro sns tsy voatanisa ry reto a! |
698 |