Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Forum
Miseho :1 - 20/28
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
322
29/08/2008
DianaChamia's Gallery
Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website
186
27/08/2008
Saha misy serasera!
Mpianatra mifampiresaka
317
26/08/2008
Saha misy serasera!
Serasera ambonin'ny misy
311
04/06/2008
Tranokalan'ny Barea de Madagascar
Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea.
479
09/05/2008
www.sekoly.mg
Le portail www.sekoly.mg offre un espace dédié à vos nouvelles : sorties de promotion, portes ouvertes ou autres évènements à caractère culturel et pédagogique. N’hésiter pas à nous contacter.
391
29/04/2008
Sekoly - Namana Taloha
Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana.
457
18/04/2008
I.C.E. Club
Takelakin'ny fikambanana miteny anglisy ICE Club eto Tana. Ahitana zavatra maro toy ny lakan-dresaka, vaovao , hatsikana, ankamatatra, sary sns ...
343
17/03/2008
Ohabolana Malagasy
Takelaka mizara ny Ohabolana malagasy ary manandratra indrindra ny kolotsaina amin'ny alalan'ny Kabary. Mampiantrano ihany koa ny ady hevitra isan-karazany momba ny teny malagasy.
628
09/01/2008
GASYKENYA
Site web hifandraisan'ireo Gasy any Kenya amin'ny namana maneran-tany.
530
11/12/2007
news2dago
Takelaka ahitanao rohy vaovao, mozika, spaoro, , karajia,zava mahaliana sy dokam-barotra sns
632
28/11/2007
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera
Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org
24 novembre 2007 Paris
Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda.
610
12/11/2007
Mety mahasoa ny resakay roa
Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns...
571
12/11/2007
fianarana zaitra
sehatra natokana ho antsika Malagasy tia zaitra, lamaody, haingo, sns...fizarana talenta sy traikefa...fizarana fiainana be de be...
555
05/11/2007
hevitra ataingina...
resaka finoana
472
28/09/2007
TANORA "A" LIGUE POUR LA LECTURE DE BIBLE
Fifandraisan'ny samy tanora kristiana, Tanora A dia sampana iray ao amin'ny fikambanana Mpiara mamaky ny baiboly Madagasikara
536
25/09/2007
kilonga.com
Misokatra ny kilonga.com version 2.0
ahitanao sy ahafahanao mitafa ao amin'ny forum na @ teny malagasy na teny vahiny
Momba an'ny kilonga:akelaka natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny
miresaka manokana momba ny resa-behivavy sy ny resa-dehilahy, ny fiterahana,ny fanabeazana, ny...
352
25/05/2007
www.Sekoly.Info
Hitady Namana Taloha, Hitady Sekoly Taloha, Sarin-tsekoly - Rechercher Anciens Amis, Rechercher Anciens Etablissements Scolaires, Photos de classe ...
712
23/05/2007
Ny tontolon'ny vehivavy
Fifampizarana no tena hatao ato ka manentana anao handray anjara @izany, izay rehetra mahaliana anao, na zaitra, na lamaody, na haingo, na talenta...na resaka momba ny vehivavy sy ny zazakely, ny vehivavy bevohoka, ny tokantrano, ny vady, ny fiainana andavanandro sns tsy voatanisa ry reto a!
698
>>    >