Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Fivavahana sy finoana
Miseho :1 - 20/41
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
12/01/2009
Gazety Tantely
Gazety mitondra vatsim-panahy sy misy vaovaom-piangonana maro, avoakan'ny FJKM AMBOHITANTELY
495
23/12/2008
madagasikara nosy malala
momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny
475
23/12/2008
mahaliana
mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara
442
02/12/2008
Fahamarinana Maharitra Hatrany
Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray.
413
28/11/2008
Malagasy News Aggregator
Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany.
373
18/11/2008
SOAVINA ANTSIRABE
Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail.
301
11/11/2008
ANKADINDRAVOLOLONA
Ankadindravololona dia tanàna kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanàna.
247
21/10/2008
AMF IVRY "FAMONJENA
AMF IVRY "FAMONJENA" dia antoko Mpihira miorina eto amin'ny faritra PARIS miezaka mitory ny filan-tsara an-kira, miezaka ihany mikaroka ny Kanto maha Malagasy.
337
15/10/2008
Vavaka Hira Fiderana
Takelaka vao nisokatra mikasika ny tarika V.H.F na hoe Vavaka Hira Fiderana izay misy an'i Bodo, Via, Luk, Mahery miaraka amin'ireo mpanakanto Nini Colbert, Solofo, Nonoh ary Nali, miangaly ireo hira noforonin'i Parfait.
393
06/10/2008
La Parole de Vie - Ranon'Aina
Clips maro Vavaka, vakiteny, toriteny, hira fiderana - Madagascar - Vidéos Prières, sainte écriture, louanges, prédications
236
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
322
02/09/2008
radio.madadiscount
Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana
331
16/03/2008
NCM Madagascar
site web ny fiangonana NCM, ahitanao fampaherezana, toritey, hira, filazantsara....
280
08/02/2008
Chants, musiques de Madagascar
CLIPS VIDEOS MARO HIRA MALAGASY notsongaina (hira gasy, antsa fiderana sy fisaorana, vazo samy hafa handihizana salegy, basesy...)- Vohikala teny roa frantsay/malagasy
561
30/01/2008
Skoto Ankadifotsy
Fampahafantarana ny skoto ao amin'ny FJKM Ankadifotsy sy ireo hetsika miseho ao. Tsiditsidiho e! ;-)
375
18/01/2008
Hira Skoto (Ny momba ny hira skoto malagasy rehetra)
Takelaka iray natao hanangonana ireo hira skoto malagasy (Tily sy Mpanazava, Fanilo sy Antily, Kiady) ho amin'ny toerana iray. Hahamoramora kokoa ny fitadiavana ireo tonon-kira.
513
11/12/2007
news2dago
Takelaka ahitanao rohy vaovao, mozika, spaoro, , karajia,zava mahaliana sy dokam-barotra sns
632
28/11/2007
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera
Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org
24 novembre 2007 Paris
Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda.
610
12/11/2007
Mety mahasoa ny resakay roa
Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns...
571
>>    >