Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Filazam-baovao
Miseho :1 - 20/50
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
01/02/2009
Malagasy aty Espagne
tranokala izay vao eo apanamboarana azy ho an'ireo malagasy aty espagne moa izy ity.
426
29/01/2009
LETTRES DE MARANA - MADAGASCAR LUTTE CONTRE LA LEPRE
Ce siteweb est dédié aux malades et aux missionnaires de MARANA , LEPROSERIE localisée dans la région de Fianarantsoa, au sud des hautes terres malgaches. Il est est conçu dans le but de faire connaître le courage des malades et le travail de ceux qui consacrent leur vie aux autres !

Ce site...
354
28/11/2008
Malagasy News Aggregator
Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany.
373
18/11/2008
SOAVINA ANTSIRABE
Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail.
301
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
322
01/09/2008
MANAFO... SAFO!
Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa.
353
27/08/2008
Saha misy serasera!
Mpianatra mifampiresaka
317
26/08/2008
Saha misy serasera!
Serasera ambonin'ny misy
311
06/07/2008
Global Voices amin'ny Teny Malagasy
Manangona, mampiseho ary mampivoitra ny fifampiresahana antserasera manerantany ny Globalvoices online sady mamoaka ny vaovaon ny toerana sy vahoaka tsy voaresaky ny fampahalalambaovao hafa.
431
30/06/2008
InfoRozy Consultant
site inforozy Consultant - Malagasy
Creation site web,logiciel libre et infoservice
238
27/06/2008
TananaLife.com
Takelaka ahafantarana ireo toerana azo aleha eto Antananarivo (Guide de sorties)
Cabarets, Spectacles, Cinéma, Restaurants, Bars, Discothèques, Karaokés,.....
Anjaranao sisa no mifidy!
443
04/06/2008
Tranokalan'ny Barea de Madagascar
Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea.
479
16/05/2008
BD Madagascar
Fomba iray entina mandalina ny kolotsaina malagasy ny sarin-gazety feno hatsikana vitsivitsy notsongaina izay entina ampisehoana ny haren-tsaina malagasy.
280
09/05/2008
www.sekoly.mg
Le portail www.sekoly.mg offre un espace dédié à vos nouvelles : sorties de promotion, portes ouvertes ou autres évènements à caractère culturel et pédagogique. N’hésiter pas à nous contacter.
391
29/04/2008
Sekoly - Namana Taloha
Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana.
458
26/04/2008
FOKO MADAGASCAR
Tetikasa maro samihafa novoizin'ny FOKO, ary isan'ireny ny Foko Blog Club nanomboka tamin'ny Aogositra tamin'ny taona lasa ary manome torolalana ireo tanora Malagasy mikasika ny fampiasana blaogy.Ny ankamaroan'ireo Malagasy mpampiasa Aterineto dia mpanao Forum isan-karazany izay anandratany ny...
459
29/03/2008
HOTEL ANTSAHA ANTSIRABE
Complexe Hotelier Antsaha Antsirabe
518
11/03/2008
Tanora Md Paoly Androranga
Raki-tantara rehetra mahakasika ny fiainan'ny Tanora katolika Androranga sy fametrahana toro-hevitra mahasoa rehetra.
300
11/03/2008
RAHELY'S Blog Tous ensemble pour Madagascar
Bilaogin'i HELI'S MADAGASCAR: Sehatra fifanakalozana hevitra izay fomba iray hitondrana ny anjara biriky eo amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara
BLOG de HELI'S MADAGASCAR: Tous ensemble Malgaches d’ici et d’ailleurs pour le développement –la mondialisation à travers la vie quotidienne, la...
517
>>    >