Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Fiaraha-monina
Miseho :1 - 20/53
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 01/02/2009
|
Malagasy aty Espagne tranokala izay vao eo apanamboarana azy ho an'ireo malagasy aty espagne moa izy ity. |
426 |
| 30/12/2008
|
Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara - Faritany Atsimo Andrefana Natao hampitam-baovao sy hifaneraserana no tena antom-pisian’ny takelaka ankehitriny Noho izany, n’aiza n’aiza toerana misy an’ise, na ray aman-dreny, na beazina, na mpiandraikitra, na filoha, na mpanohana, na mpitsika, sns ... ise dia ho maro ireo zavatra hahaliana ho hitan’ise ato. |
407 |
| 23/12/2008
|
madagasikara nosy malala momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny |
475 |
| 23/12/2008
|
mahaliana mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara |
443 |
| 02/12/2008
|
Fahamarinana Maharitra Hatrany Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray. |
413 |
| 18/11/2008
|
SOAVINA ANTSIRABE Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail. |
301 |
| 11/11/2008
|
ANKADINDRAVOLOLONA Ankadindravololona dia tanà na kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanà na. |
247 |
| 09/09/2008
|
Rasoa Malagasy Miresaka ny fahatsiarovako an'i Madagasikara sy ny fiainako andavan'andro. |
329 |
| 09/09/2008
|
Kdaombaramita Malagasy miresaka zavatra mahavariana, mampihomehy, ary ny sombin'ny fiainany andavan'andro amim-pahatsorana |
375 |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 08/09/2008
|
Chorale Sampana Tanora Lausane Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina). |
322 |
| 02/09/2008
|
MADAGASCAR EN IMAGES Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary. Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation |
267 |
| 01/09/2008
|
MANAFO... SAFO! Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa. |
353 |
| 26/08/2008
|
Saha misy serasera! Serasera ambonin'ny misy |
311 |
| 14/07/2008
|
Malagasy Rainbow Takelaka malagasy/frantsay natao hiresahana ny homosexualité, entina hanampiana sy hanazavana ny sain'ireo olona mametra-mpanontaniana na manana olana momba io resaka io. Hitondrana fijery hafa, fijery vaovao. |
349 |
| 12/07/2008
|
AllVideoGasy.com Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également dédicacer les clips et lâcher vos commentaires !!! |
429 |
| 01/05/2008
|
bilakarenjy Hafa noho ny hafa ,zava-misy mahatsikaiky ary am-pitiavana mamy be . |
342 |
| 01/05/2008
|
HIRA FANEVA Hira fanevan'ny fahazato taonan'ny LAA (Lycée Andohalo Antananarivo) |
319 |
| 29/04/2008
|
Sekoly - Namana Taloha Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana. |
458 |
| 22/04/2008 | tetsy sy teroa zava-misy andavanandro |
329 |