Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Fianakaviana
Miseho :1 - 20/44
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 02/12/2008
|
Fahamarinana Maharitra Hatrany Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray. |
412 |
| 18/11/2008
|
SOAVINA ANTSIRABE Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail. |
300 |
| 11/11/2008
|
ANKADINDRAVOLOLONA Ankadindravololona dia tanà na kely ao atsinanan'Antananarivo, ahitana hadivory roa sosona sy rarivaton'ny alaovalo. Vao avy nankalazaina ny faha 150 taonan'ny fiangonana ao an-tampon-tanà na. |
247 |
| 16/10/2008
|
Fredy JAOFERA - Tononkalo notsongaina - Madagascar Tononkalo notsongaina mamintina ny Tontolon'ity poeta malagasy ity: Sangan'asany amin'ny teny 3: malagasy, frantsay, anglisy. |
282 |
| 13/10/2008
|
FIANARANA TENDRY GITARA BA GASY AN-TSARY Viéos clips fianarana GITARA BA GASY - Accords main gauche, droite, études chants malgaches : mahaleo, eric manana |
370 |
| 09/09/2008
|
Rasoa Malagasy Miresaka ny fahatsiarovako an'i Madagasikara sy ny fiainako andavan'andro. |
327 |
| 09/09/2008
|
Kdaombaramita Malagasy miresaka zavatra mahavariana, mampihomehy, ary ny sombin'ny fiainany andavan'andro amim-pahatsorana |
374 |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 08/09/2008
|
Chorale Sampana Tanora Lausane Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina). |
321 |
| 02/09/2008
|
MADAGASCAR EN IMAGES Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary. Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation |
266 |
| 02/09/2008
|
radio.madadiscount Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana |
330 |
| 29/08/2008
|
DianaChamia's Gallery Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website |
186 |
| 16/05/2008
|
BD Madagascar Fomba iray entina mandalina ny kolotsaina malagasy ny sarin-gazety feno hatsikana vitsivitsy notsongaina izay entina ampisehoana ny haren-tsaina malagasy. |
280 |
| 26/04/2008
|
FOKO MADAGASCAR Tetikasa maro samihafa novoizin'ny FOKO, ary isan'ireny ny Foko Blog Club nanomboka tamin'ny Aogositra tamin'ny taona lasa ary manome torolalana ireo tanora Malagasy mikasika ny fampiasana blaogy.Ny ankamaroan'ireo Malagasy mpampiasa Aterineto dia mpanao Forum isan-karazany izay anandratany ny... |
459 |
| 22/04/2008
|
sangy mahery nitsakaraka sy nivenjivenjy dia tonga teto dia entina an-tsoratra sy resahina aminareo . |
275 |
| 01/04/2008
|
SEHATRY NY ANKIZY Sehatra amelomana ny lovantsofina sy fahendrena nolovain’ny Malagasy. Natokana koa ho an’ny ankizy hahafehy ny fivoaran'ny tontolo iainany amin’izao vanimpotoana izao. |
1120 |
| 11/03/2008
|
RAHELY'S Blog Tous ensemble pour Madagascar Bilaogin'i HELI'S MADAGASCAR: Sehatra fifanakalozana hevitra izay fomba iray hitondrana ny anjara biriky eo amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara BLOG de HELI'S MADAGASCAR: Tous ensemble Malgaches d’ici et d’ailleurs pour le développement –la mondialisation à travers la vie quotidienne, la... |
516 |
| 06/03/2008
|
Jean Joseph RABEARIVELO 1901-1937 ROMANCIER, DRAMATURGE, CRITIQUE LITTERAIRE, Poète dans Encyclopédie universelle Membre académie malgache - The first Malagasy poet of International Level - MADAGASCAR |
331 |
| 18/02/2008
|
RAMBOATIANA Etienne "Bouboul" Voninahitra ho anay ny manolotra ity tranonkala mirakitra tononkira gasy vitsivitsy an-dRamboatiana Etienne "Bouboul", mpampianatra mozika sy gitara, nilofy tamin'ny famelomana ny kolotsaina malagasy, izay reharehan'i Madagasikara tokoa. Olomangan’i Madagasikara eo amin’ny fitendrena gitara izy... |
459 |
| 14/02/2008
|
EMADEX (vola entana <=> Madagasikara (1ora na 24 ora) Emadex dia ahafahanao mandefa vola na entana any Madagasika (voaray ao anatin'ny 1ora monja na 24 ora) Afaka andefasan'ny havana vola na entana ihany koa avy any Madagasikara. Tsy voatery mandoha vola amin'ny Internet |
382 |