Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Fialamboly
Miseho :1 - 20/68
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 24/01/2009
|
BILAKARENJY De eto indray zany no mametraka ny zavatra mampihomehy sy mahavariana ary mahatsikaiky . Mba hiova zavatra kely indray sady mimeme sy mivoaboaka ihany aloha e! . |
408 |
| 30/12/2008
|
Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara - Faritany Atsimo Andrefana Natao hampitam-baovao sy hifaneraserana no tena antom-pisian’ny takelaka ankehitriny Noho izany, n’aiza n’aiza toerana misy an’ise, na ray aman-dreny, na beazina, na mpiandraikitra, na filoha, na mpanohana, na mpitsika, sns ... ise dia ho maro ireo zavatra hahaliana ho hitan’ise ato. |
405 |
| 23/12/2008
|
madagasikara nosy malala momnba an'i Madagasikara sy ny hoaviny |
474 |
| 02/12/2008
|
Fahamarinana Maharitra Hatrany Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray. |
412 |
| 28/11/2008
|
Malagasy News Aggregator Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany. |
371 |
| 09/09/2008
|
Kdaombaramita Malagasy miresaka zavatra mahavariana, mampihomehy, ary ny sombin'ny fiainany andavan'andro amim-pahatsorana |
374 |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 08/09/2008
|
Chorale Sampana Tanora Lausane Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina). |
321 |
| 02/09/2008
|
radio.madadiscount Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana |
330 |
| 01/09/2008
|
MANAFO... SAFO! Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa. |
352 |
| 29/08/2008
|
DianaChamia's Gallery Sary, hosodoko asa tànan'i DIANA CHAMIA, vohikala atolotr'i HELI'S MADAGASCAR - Dessins, peintures inedits d'une jeune artiste malgache, siteweb présenté par HELI'S MADAGASCAR - A young talent: drawing, painting in MADAGASCAR, HELI'S MADAGASCAR website |
186 |
| 26/08/2008
|
Saha misy serasera! Serasera ambonin'ny misy |
310 |
| 29/07/2008
|
Le blog de Mendrik'Haja Le blog d'un malgache, pour vous parler un peu de ma vie, vous faire découvrir mon univers musical, cinématographique, et partager avec vous mes modestes connaissances en informatique. Des tutoriels et logiciels gratuits à télécharger! |
278 |
| 12/07/2008
|
AllVideoGasy.com Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également dédicacer les clips et lâcher vos commentaires !!! |
427 |
| 27/06/2008
|
TananaLife.com Takelaka ahafantarana ireo toerana azo aleha eto Antananarivo (Guide de sorties) Cabarets, Spectacles, Cinéma, Restaurants, Bars, Discothèques, Karaokés,..... Anjaranao sisa no mifidy! |
441 |
| 04/06/2008
|
Tranokalan'ny Barea de Madagascar Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea. |
479 |
| 16/05/2008
|
BD Madagascar Fomba iray entina mandalina ny kolotsaina malagasy ny sarin-gazety feno hatsikana vitsivitsy notsongaina izay entina ampisehoana ny haren-tsaina malagasy. |
280 |
| 01/05/2008
|
bilakarenjy Hafa noho ny hafa ,zava-misy mahatsikaiky ary am-pitiavana mamy be . |
342 |
| 29/04/2008
|
Sekoly - Namana Taloha Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana. |
457 |
| 22/04/2008 | tetsy sy teroa zava-misy andavanandro |
329 |