Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Fanabeazana
Miseho :1 - 20/69
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
23/12/2008
mahaliana
mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara
443
02/12/2008
Fahamarinana Maharitra Hatrany
Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray.
413
08/10/2008
Georgette Ranivoarivelo Gabrielle 1932-2008
GRG Mpanoratra, mpitoriteny, mpikabary, poety - Madagascar - Poète, écrivain, prédicateur et oratrice, membre Havatsa-UPEM et FIMPIMA association des orateurs malgaches
274
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
322
02/09/2008
MADAGASCAR EN IMAGES
Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary.
Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation
267
02/09/2008
radio.madadiscount
Radio 100% Malagasy. Handrenesana resaka kolotoraly, fandaharahna tsara ho fatantra, hirahira vaovao sy ny kalon'ny fahiny, angano ho any ankizy, dokam-barotra, filazana samy hafa, fivavahana
331
01/09/2008
MANAFO... SAFO!
Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa.
353
26/08/2008
Saha misy serasera!
Serasera ambonin'ny misy
311
14/07/2008
Malagasy Rainbow
Takelaka malagasy/frantsay natao hiresahana ny homosexualité, entina hanampiana sy hanazavana ny sain'ireo olona mametra-mpanontaniana na manana olana momba io resaka io. Hitondrana fijery hafa, fijery vaovao.
349
06/07/2008
Wikipedia Malagasy
Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny encyclopédie malagasy amin'ny internet. (Afaka mandray anjara daholo ny olona rehetra).
292
27/06/2008
TananaLife.com
Takelaka ahafantarana ireo toerana azo aleha eto Antananarivo (Guide de sorties)
Cabarets, Spectacles, Cinéma, Restaurants, Bars, Discothèques, Karaokés,.....
Anjaranao sisa no mifidy!
443
04/06/2008
Tranokalan'ny Barea de Madagascar
Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea.
479
09/05/2008
www.sekoly.mg
Le portail www.sekoly.mg offre un espace dédié à vos nouvelles : sorties de promotion, portes ouvertes ou autres évènements à caractère culturel et pédagogique. N’hésiter pas à nous contacter.
391
01/05/2008
bilakarenjy
Hafa noho ny hafa ,zava-misy mahatsikaiky ary am-pitiavana mamy be .
342
01/05/2008
ZARIDAINAN'ANDOHALO
Gasy Rija sy Donné ANDRIAMBALIHA mikalo an'i ANDOHALO sy ZARIDAINAN'ANDOHALO
417
01/05/2008
Tarika FIHAVANANA
Tarika FIHAVANANA nampirasin'ny MOZIKA sy ny FIRALAHIANA
377
01/05/2008
HIRA FANEVA
Hira fanevan'ny fahazato taonan'ny LAA (Lycée Andohalo Antananarivo)
319
29/04/2008
Sekoly - Namana Taloha
Takelaka manokana natao hiseraseran'ireo mpiara-mianatra taloha, mpiara-mivavaka sy iray fikambanana na ireo hitady ny namany efa ela tsy nifankahita. Midira ho mpikambana, misorata anarana.
458
22/04/2008
sangy mahery
nitsakaraka sy nivenjivenjy dia tonga teto dia entina an-tsoratra sy resahina aminareo .
277
>>    >