Lisitry ny takelaka
Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Chat
Miseho :1 - 19/19
| Daty | Anaran'ny takelaka | Mpamangy |
| 18/11/2008
|
SOAVINA ANTSIRABE Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail. |
300 |
| 08/09/2008
|
FKMSM COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS |
350 |
| 27/08/2008
|
Saha misy serasera! Mpianatra mifampiresaka |
317 |
| 26/08/2008
|
Saha misy serasera! Serasera ambonin'ny misy |
310 |
| 09/08/2008
|
chat karajia malagasy Tranonkala ahitana chat karajia gasy |
409 |
| 04/06/2008
|
Tranokalan'ny Barea de Madagascar Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea. |
479 |
| 09/01/2008
|
GASYKENYA Site web hifandraisan'ireo Gasy any Kenya amin'ny namana maneran-tany. |
529 |
| 28/11/2007
|
SARY - PHOTOS - Faha 5 taona Namana Serasera Tahirin-tsary tamin'ny fitsingerena ny faha dimy taoana ny namana serasera.org 24 novembre 2007 Paris Sary nalain'i Badouda.Ho an'ireo namana tsy hafaka nikorana taminay ary ho fantsiarovana ho an'ireo izay tonga niara faly t@ namana rehetra. Mazaho fanfinaretana. Badouda. |
610 |
| 12/11/2007
|
Mety mahasoa ny resakay roa Mbola natokana ho antsika tia tafatafa rehetra e, indrindra ny momba ny zaitra sns... |
570 |
| 12/11/2007
|
fianarana zaitra sehatra natokana ho antsika Malagasy tia zaitra, lamaody, haingo, sns...fizarana talenta sy traikefa...fizarana fiainana be de be... |
555 |
| 28/09/2007
|
TANORA "A" LIGUE POUR LA LECTURE DE BIBLE Fifandraisan'ny samy tanora kristiana, Tanora A dia sampana iray ao amin'ny fikambanana Mpiara mamaky ny baiboly Madagasikara |
535 |
| 24/09/2007
|
Narindra ihany ty Io fa tonga le sipa mom |
488 |
| 23/05/2007
|
Ny tontolon'ny vehivavy Fifampizarana no tena hatao ato ka manentana anao handray anjara @izany, izay rehetra mahaliana anao, na zaitra, na lamaody, na haingo, na talenta...na resaka momba ny vehivavy sy ny zazakely, ny vehivavy bevohoka, ny tokantrano, ny vady, ny fiainana andavanandro sns tsy voatanisa ry reto a! |
698 |
| 12/09/2006
|
CHAT LOVA CHAT - RESAKA MALALAKA. Ambohipihaonana, votre lieu de rencontre. |
901 |
| 30/04/2006
|
TANORA MIJORO Tanora mijoro dia fikambanana tanora malagasy eo amin'ny 14taona ka hatramin'ny 18 taona, ny tanjona dia ny hampivoatra ny tontolon'ny teknologia hoan'ny fampianarana. |
555 |
| 06/03/2006
|
ANTSIKA Takelaka misy ny hetsika, vaovao maro ataon'ny Malagasy eto Suisse sy ny manodidina.misaotra anao tsy misalasala mitsidika. Ranonne |
620 |
| 19/11/2005
|
Fianarantsoa hahalalanao bebe kokoamomba an'i Fianarantsoa |
757 |
| 02/11/2005
|
crimad Io takelaka io dia natao hanamorana ny fomba ahazoana manampy ireo namana manana olana amin'ny fianarana; eo ihany koa ny fanamorana ny fifanakalozan-kevitra amin'ny lafinjavatra maro. Io site io manko dia noforoninay ao amin'ny Association CRI (Cercle de Réflexion Indépendant de Madagascar) noho... |
639 |
| 25/10/2005
|
Masombahiny Takelaka momba an'i Madagasikara |
709 |