Lisitry ny takelaka

Ireto avy ny lisitry ny takelaka ao amin'ny sokajy Blog
Miseho :1 - 20/79
Daty Anaran'ny takelaka Mpamangy
01/02/2009
Malagasy aty Espagne
tranokala izay vao eo apanamboarana azy ho an'ireo malagasy aty espagne moa izy ity.
426
24/01/2009
BILAKARENJY
De eto indray zany no mametraka ny zavatra mampihomehy sy mahavariana ary mahatsikaiky .

Mba hiova zavatra kely indray sady mimeme sy mivoaboaka ihany aloha e! .
409
23/12/2008
mahaliana
mombamomba ny informatika, medecine ary madagasikara
442
02/12/2008
Fahamarinana Maharitra Hatrany
Takelaka tsotra ahitana resaka isan-karazany.Takelaka voavolan'ny renim-pianakaviana malagasy iray.
413
28/11/2008
Malagasy News Aggregator
Takelaka manangona vaovao mivoaka an-gazety sy @ blaogy ary ireo vaovao farany maneran-tany.
373
18/11/2008
SOAVINA ANTSIRABE
Vous êtes la bienvenue sur notre site. Puisse nos élements d'information vous apportent un plus dans votre vie et beauté et qu'ils favoriseront nos relations de travail.
301
09/09/2008
Kdaombaramita
Malagasy miresaka zavatra mahavariana, mampihomehy, ary ny sombin'ny fiainany andavan'andro amim-pahatsorana
375
08/09/2008
FKMSM
COMMINAUTE CHRETIENNE MALGACHE EN SUISSE ET ENVIRONS
350
08/09/2008
Chorale Sampana Tanora Lausane
Ny STL na Sampana Tanora Lausanne dia Sampana Chorale ao amin’ny Fiangonana FKMSM (Fiangonana Kristiana aty Suisse sy ny Manodidina).
322
02/09/2008
MADAGASCAR EN IMAGES
Manasa hiara hitsidika an'i Madagasikara an-tsary.
Invitation à voyager ...en photos à travers Madagascar - Recueil de photos inédites (c) non libres d'utilisation
267
01/09/2008
MANAFO... SAFO!
Ny fitiavana amin' ny lafiny rehetra vetsoin' ny poeta malagasy sy ny tantaram-piainany. Ilazana ireo fotoana ifamotoanàn' ny mpanoratra sy ny mpianoka ny literatiora malagasy ihany koa.
353
27/08/2008
Ny fiainako Malagasy
Ny fiainako Malagasy...
302
29/07/2008
Le blog de Mendrik'Haja
Le blog d'un malgache, pour vous parler un peu de ma vie, vous faire découvrir mon univers musical, cinématographique, et partager avec vous mes modestes connaissances en informatique. Des tutoriels et logiciels gratuits à télécharger!
279
06/07/2008
Global Voices amin'ny Teny Malagasy
Manangona, mampiseho ary mampivoitra ny fifampiresahana antserasera manerantany ny Globalvoices online sady mamoaka ny vaovaon ny toerana sy vahoaka tsy voaresaky ny fampahalalambaovao hafa.
430
02/07/2008
Le blog de MimiSimply
C juste mon blog... avec mes petites choses...dans mon beau petit monde..
266
01/07/2008
chico azul
Je suis heureux :D Et allez les bleus !!
296
30/06/2008
InfoRozy Consultant
site inforozy Consultant - Malagasy
Creation site web,logiciel libre et infoservice
238
30/06/2008
Tomidadarozy
Tomi DADAROZY , mpamoron-kira sy mpihira Malagasy - Vazo miteny
241
04/06/2008
Tranokalan'ny Barea de Madagascar
Takelaka miresaka momba ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara sy ny ekipam-pirenena Barea.
479
18/05/2008
Ireo sarin'ireo ankizy malagasy
sarin'ireo ankizy antanindrazana.
indrindra fa ankizikely, izaho mantsy dia tia ankizy ary tiany ankizy ihany koa.
273
>>    >